Wednesday 12 December 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 28 days ago

Ivon’ny faha-55 taona: mikarakara fikaonan-doha manokana ny Fimpima

Mitombo hatrany ny sehatra ivelaran’ny kabary. Iray amin’ireny ny ezaka ataon’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy (Fimpima). Hanatanteraka hetsika lehibe iray ry zareo ho ambohi-pihaonan’ny olon-drehetra. Ny 16 novambra izao, feno 55 taona katroka ny nijoroan’ny Fikambanan’ny mpikabary malagasy na ny Fimpima. Hanatanteraka « Tafasiry », fikaonan-doha manokana hanasana ny olon-drehetra izy ireo, amin’io andro io. Hetsika hotanterahina eny [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

taona

 | 

mikarakara

 | 

fikaonan

 | 

manokana

 | 

Fimpima

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources