Wednesday 19 December 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 1 month ago

Musée Quai Branly – Jacques Chirac: nahatratra 100.000 ireo nitsidika ny ranty

Goavana be ny tarehimarika nivoaka ! Nanomboka tamin’ny volana septambra, nisokafan’ny hetsika, nahatratra 100.000 ireo olona nitsidika ny Musée Quai Branly – Jacques Chirac, mirakitra ny fampirantiana momba ny kolontsaina sy toekarena misy eto Madagasikara. Tarehimarika izay nanehoan’ireo mpikarakara sy ireo mpikaroka ny fahafaham-pony. Marihina fa saika hita ao amin’ny fampirantiana avokoa ny kolontsaina sy ny [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Musée

 | 

Branly

 | 

Jacques

 | 

Chirac

 | 

nahatratra

 | 

nitsidika

 | 

ranty

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources