Wednesday 12 December 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 28 days ago

Tsy mahazo mivoaka amin’i Madagasikara: nilatsaka ny IST ho an’i Mbola Rajaonah  

Nilatsaka, omaly ny taratasy avy amin’ny minisiteran’ny Atitany milaza ny fahazoan’i Mbola Rajaonah, izany IST izany, araka ny datin’ny 13 novambra 2018. Nomena toromarika avokoa ny rantsa-mangaikan’ny minisitera misahana ny eny anivon’ny lafintany sy ny eo anivon’ny fiadidiana ny polisim-pirenena hampihatra izany ka tsy hamela malalaka an’i Mbola Rajaonah hivoaka any ivelany aloha mandra-pisian’ny toromarika [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

mahazo

 | 

mivoaka

 | 

Madagasikara

 | 

nilatsaka

 | 

Mbola

 | 

Rajaonah

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources