Thursday 13 December 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 30 days ago

Nisahotaka ny teo Analakely: noheverin’ny olona fa baomba ireo baoritra feno fako

Nisavoritaka vao maraina ny olona teny Analakely sy ny manodidina, omaly raha nahita baoritra roa nifono scotch teo akaikin’ny tsangambaton-dRalaimongo. Efa somary nihatakataka avokoa ny ankamaroan’ireo olona raha nahita ireto baoritra roa mifono sady mampiahiahy ireto. Ny sasany nitady toerana niafenana fa sao mipoaka tampoka ity noheverina fa baomba ity, ny hafa kosa nampandre ny namany [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Nisahotaka

 | 

Analakely

 | 

noheverin

 | 

olona

 | 

baomba

 | 

baoritra

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources