Wednesday 12 December 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 28 days ago

Fahasalamana: nitombo roa ireo matin’ny aretina pesta

Olona roa no matin’ny aretina pesta tany Tsiroanomandidy. Efa any an-toerana ireo tompon’andraikitry ny fahasalamana mandray ny fepetra rehetra tokony horaisina amin’izany mba tsy hiparitahan’ny aretina. Tafakatra 12, araka izany, ireo matin’ny aretina pesta, tamin’ity taona ity. 40 kosa ireo tranga voamarina fa tena nararin’ny pesta tamin’ireo tranga 100 nampiahiahy. Anisan’ny antony mahatonga ny fahafatesan’ny [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Fahasalamana

 | 

nitombo

 | 

matin

 | 

aretina

 | 

pesta

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources