Thursday 13 December 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 30 days ago

Minisitry ny Atitany: “Azo enjehina ireo mihoa-pefy”

« Tany misy lalàna ny eto ka azo enjehina ireo mihoa-pefy… Aoka hiandry am-pitoniana ny voka-pifidianana eny anivon’ny Ceni  sy ny HCC isika. Tokony hahay haka tahaka ny vahoaka tamin’ny fifidianana ny mpanao politika”, hoy ny minisitry ny Atitany, Razafimahefa Tianarivelo. Nohitsiny fa mbola anatin’ny vanim-potoan’ny fifidianana isika izao ka tsy tokony handairan’ny tsaho etsy sy [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Minisitry

 | 

Atitany

 | 

 “Azo

 | 

enjehina

 | 

mihoa

 | 

pefy”

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources