Wednesday 19 December 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 1 month ago

Fifidianana tany Farafangana: tsipahin’ireo ampanjaka ny filazana azy ireo ho nandray volabe

Nitondra valin-kafatra ho an’ireo iraka mpanara-maso ny fifidianana avy amin’ny Vondrona eoropeanina (UE). « Mahatsiaro ho voahoso-potaka izahay satria tsy marina ary tsy misy izany vola maherin’ny 10 tapitrisa Ar nomen’ny kandidà Rajoelina anay izany », hoy ny fanambaran’ny ampanjaka Antefasy, Rainizanadahy Soubielline, na i Tadatsy. Nampitandrina avy hatrany ireo namafy izany lainga sy vaovao tsy marina [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Fifidianana

 | 

Farafangana

 | 

tsipahin

 | 

ampanjaka

 | 

filazana

 | 

nandray

 | 

volabe

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources