Thursday 13 December 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 30 days ago

Tsy mandeha amin’ny laoniny ny voka-pifidianana: nisintaka tao amin’ny Ceni ny solontenan’ny kandidà Rajoelina

Nitranga ny nampoizina noho ny fomba fiasa. Nanapa-kevitra ny hisintaka tsy ho eo anivon’ny Ceni ireo ekipa solontenan’ny kandidà Rajoelina. Nahatsapa izy ireo fa tsy mandeha amin’ny laoniny sy ny tokony ho izy ny famoahana ny voka-pifidianana. Mazava ny fanambarana. “Tsy afaka manamarina ny voka-pifidianana avoakan’ny Ceni izahay. Mihataka amin’ny fanaraha-maso ny fikirakirana ny fanisam-bato [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

mandeha

 | 

laoniny

 | 

pifidianana

 | 

nisintaka

 | 

solontenan

 | 

kandidà

 | 

Rajoelina

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources