Wednesday 12 December 2018
Home      All news      Contact us      English
midi-madagasikara - 26 days ago

Soanierana : Mpianatra nanindrona antsy olona, nadoboka eny Tsiafahy

Tovolahy iray, mpianatra, vao erotrerony tokoa no nadoboka avy hatrany eny amin’ny fonjaben’i Tsiafahy, ny alarobia lasa teo, noho ny resaka vono olona nitranga teny Soanierana, ny voalohan’ny volana teo. Araka ny fampitam-baovao azo avy tamin’ny pôlisim-pirenena, dia ny alatsinainy teo ity tovolahy ity no nosamborina teny amin’iny faritra Soanierana iny, rehefa natoron’ireo namany. Ity

Related news

Latest News
Hashtags:   

Soanierana

 | 

Mpianatra

 | 

nanindrona

 | 

antsy

 | 

olona

 | 

nadoboka

 | 

Tsiafahy

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources