Wednesday 19 December 2018
Home      All news      Contact us      English
midi-madagasikara - 1 month ago

Toliara : Olona telo voasambotra, sokatra 7347 nogiazana

Tao amin’ny tanàna iray antsoina hoe Tongobory no nosamborina ireo olon-dratsy, mpanao trafika sokatra. Sarona tao amin’ny trano hazo izay fiafenan’izy ireo sady fanafenany ireo biby arovana ireo sokatra 7347. Olon-tsotra no nanome vaovao ny tambajotra izay miady amin’ny fanondranana sokatra ka nahafahana nanao fanadihadiana sy namantatra ny misy ireo olona. Vehivavy ny iray amin’izy

Related news

Latest News
Hashtags:   

Toliara

 | 

Olona

 | 

voasambotra

 | 

sokatra

 | 

nogiazana

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources