Thursday 13 December 2018
Home      All news      Contact us      English
midi-madagasikara - 28 days ago

Manakara : Zaza maty nianjera avy any ambony licthis

Nitrangana loza tsy nampoizin’ny maro tany amin’ny Fokontany Ambotaka ao anatin’ny Kaominina ambanivohitry Marofarihy, Distrikan’i Manakara, afak’omaly tolakandro tokony ho tamin’ny telo ora sy sasany teo ho eo, ka zazalahy iray sahabo folo taona eo izay nihanika « letchis » ka latsaka no maty tsy tra-drano rehefa nitontona voalohany tamin’ny tany ny lohany ary tapaka nioritra ny tendany.

Related news

Latest News
Hashtags:   

Manakara

 | 

nianjera

 | 

ambony

 | 

licthis

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources