Wednesday 19 December 2018
Home      All news      Contact us      English
midi-madagasikara - 1 month ago

Ankadivoribe : Lasa ny « jantes » efatra, fiara nihantona no hita vao maraina

Vao maraina dia efa malok’endrika ny tompon’ny fiara iray, noho ny hetraketraky ny jiolahy. Ny alin’ny alarobia teo no nanatontosan’izy ireo izany ary tsy aiza fa eo an-tokotanin’olona ihany. Novakiana ny fitaratra aoriana ary izany dia nahafahana niditra tao anatiny. Mialoha ny nangalàna ireo « jantes », dia ny « batterie » aloha no heverina fa nalan’ireo voalohany. Vita

Related news

Latest News
Hashtags:   

Ankadivoribe

 | 

jantes

 | 

efatra

 | 

fiara

 | 

nihantona

 | 

maraina

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources