Tuesday 13 November 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 5 days ago

Voka-pifidianana vonjimaika: mitarika 44% Rajoelina raha 41% Ravalomanana

Mbola mitarika hatrany ny kandidà Rajoelina amin’ny voka-pifidianana vonjimaika, voaray, omaly tamin’ny 7 ora teny anivon’ny Ceni. Nahazo 44,21% ny mpanorina ny IEM raha 41,28% kosa ny vato azon’ny kandidà Ravalomanana.  Birao fandatsaham-bato (BV) miisa 673 amin’ny 24 852 ny nahazoana ireo vokatra ireo. Izany hoe, mbola 1,51% amin’ny BV izany ireo. Any amin’ny laharana fahatelo [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

pifidianana

 | 

vonjimaika

 | 

mitarika

 | 

Rajoelina

 | 

Ravalomanana

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources