Wednesday 21 November 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 12 days ago

10 taona ny minisiteran’ny Rano: nizarana fitaovam-pianarana ny zanaky ny mpiasa

Manamarika ny 10 taona niorenany ny minisiteran’ny Rano, ny fanadiovana ary fidiovana, amin’ity taona ity. Fizarana fitaovam-pianarana ho an’ny zanaky ny mpiasa ny nanamarihana izany ho fanamaivanana ny vesatry ny vola mivoaka amin’ny isan-tokantrano. Manome lanja betsaka ny maha olona sy ny lafiny sosialy ny mpitantana rehetra ao amin’ny minisitera, araka ny fanazavan’ny minisitra Ravatomanga [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

taona

 | 

minisiteran

 | 

nizarana

 | 

fitaovam

 | 

pianarana

 | 

zanaky

 | 

mpiasa

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources