Wednesday 21 November 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 12 days ago

Manjakandriana: nalain’ny jiolahy an-keriny ilay renim-pianakaviana

Nisehoana fanafihan-jiolahy tany Manjakandriana, ny fiandohan’ny herinandro teo, ka nahavoaroba vola 100 000 Ar. Noho io volakely io, nentin’ireo jiolahy nanaraka azy ny renim-pianakaviana tao an-trano. Efa lasa lavitra ireo vao niantso ny mpitandro filaminana ny olona. Nisy ny fanaraha-dia tamin’izany ka fantatra fa votsotra ilay renim-pianakaviana. Efa fanaon’ny jiolahy rahateo ny maka an-keriny olona [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Manjakandriana

 | 

nalain

 | 

jiolahy

 | 

keriny

 | 

renim

 | 

pianakaviana

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources