Tuesday 13 November 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 5 days ago

Ambodivona: mirongatra ny fanendahana anaty fiara  

Mampitaraina ny maro, indrindra ireo mpandeha fiara, ny fisiana tontakely manao andiany manendaka anaty fiara eny Ambodivona amin’ny lalana mivoaka eny Ankorondrano sy miakatra eny Manjakaray… Rehefa fitohanan’ny fifamoivoizana no tena anaovan’ireto tontakely ireto ny asa ratsiny. Araka ny fijoroana vavolombelona nataon’ireo olona lasibatr’ireto jiolahy ireto, mody mandehaleha amin’ny sisin’ny fiara izy ireo sady mijery [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Ambodivona

 | 

mirongatra

 | 

fanendahana

 | 

anaty

 | 

fiara

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources