Tuesday 13 November 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 5 days ago

Bemokotra – Maevatanàna: dahalo iray matin’ny fitsaram-bahoaka

Matin’ny fitsaram-bahoaka ny dahalo raindahiny isan’ireo tompon’antoka tamin’ny fanafihana tao amin’ny fokontany Maevarano, kaominina ambanivohitr’i Bemokotra, distrikan’i Maevatanàna, ny herinandro teo. Araka ny fampitam-baovao voaray, dahalo ampolony nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika no indray niditra an-keriny sy nanafika tao an-tanàna. Nanapoapoaka basy sady nampihorohoro ny mponina ao an-tanàna ireo malaso tamin’io fotoana io, saingy na teo aza [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Bemokotra

 | 

Maevatanàna

 | 

dahalo

 | 

matin

 | 

fitsaram

 | 

bahoaka

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources