Wednesday 21 November 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 12 days ago

Mpandresin’ny Paritana: haneho vokatra vaovao i Dwa

“Empreintes” na marika. Io ny lohahevitry ny fampirantiana ny sanganasan’ilay mpanao tantara an-tsary, “Bande dessinée”, i Dwa, hotanterahina any amin’ny Cité international des arts, any Paris, ny 21 hatramin’ny 29 novambra izao. Hahaliana ny hetsika, manamarika fotoan-dehibe ho an’ity mpanakanto malagasy ity. Hanehoan’i Dwa ny zava-bitany tao anatin’ny “Résidence de création” na ny fivahiniana narahina [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Mpandresin

 | 

Paritana

 | 

haneho

 | 

vokatra

 | 

vaovao

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources