Wednesday 21 November 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 12 days ago

« Madagascar, arts de la Grande Ile »: mitohy ny fitsidihana amin’ny fampitana mivantana

Efa ho roa volana izay ny nanombohan’ny “Madagascar, arts de la Grande Ile », fampirantiana ny tantaran’ny zavakanto malagasy sy ireo karazan-javakanto mampiavaka an’i Madagasikara. Hetsika tanterahina any amin’ny mozean’ny Quai Branly Jacques Chirac any Paris. Mahaliana ny fampirantiana, saingy tsy vitsy ny tsy afaka mijery sy manovo fahalalana any. Ho fanomezana fahafaham-po azy ireo, hisy [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

 Madagascar

 | 

Grande

 | 

mitohy

 | 

fitsidihana

 | 

fampitana

 | 

mivantana

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources