Wednesday 21 November 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 12 days ago

Tsarasaotra-Ivato: lalana lafo indrindra eto Madagasikara

Vola nindramina tamin’ny banky sinoa, ary haverin’ny taranaka malagasy tsirairay ny nanaovana ny lalana vaovao Tsarasaotra-Ivato. Midangana tokoa ny vidiny satria mitentina 16 miliara Ar ny iray kilometatra, tsy fahita mihitsy teto Madagasikara. Efa notaterina teto fa nisokatra, nanomboka ny 1 novambra teo, ny lalam-baovao Tsarasaotra Ivato. Mitentina maherin’ny 184 miliara Ar ity lalana [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Tsarasaotra

 | 

Ivato

 | 

lalana

 | 

indrindra

 | 

Madagasikara

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources