Wednesday 21 November 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 12 days ago

GSDM: mpianatra mamokatra miaro ny tontolo iainana

Natao sonia, ny talata 6 novambra teo, ny fifanarahana eo amin’ny vovonana GSDM sy ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena. Fiaraha-miasa andiany faharoa, antsoina hoe Manitatra II. Nambaran’ny tale mpanatanteraky ny GSDM, Rakotondramanana, fa mifantoka amin’ny fanabeazana ny ankizy mpianatra ity fiaraha-miasa ity, hifehy ny fambolena sy ny fiompiana sady miaro ny tontolo iainana (agro-écologie). Tsapa mantsy, taorian’ny [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

mpianatra

 | 

mamokatra

 | 

miaro

 | 

tontolo

 | 

iainana

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources