Wednesday 21 November 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 12 days ago

Toamasina: nisavorovoro ny SRMV  

Tsy mazava na ambadika politika na fitavozavozana. Efa saika raikitra ny fifanjevoana teo amin’ny SRMV Toamasina, omaly. Efa nisy nikasa hangorona sy handoro ireo antontan-taratasy sy ny fitaovana momba ny voka-pifidianana. Nambaran ireo fokonolona isam-pokontany nisahana ny biraom-pifidianana (BV) 308 amin ny fokontany 138 fa  mijaly izy ireo amin ny fanatanterahana ny asany. Tsy mba misy fijeren’ny CED [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Toamasina

 | 

nisavorovoro

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources