Wednesday 21 November 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 12 days ago

Fametrahana fitoniana hialana amin’ny savorovoro: mitaky ny tsy hamoahan’ireo kandidà voka-pifidianana ny Ceni

Nampahatsiahy indray. Tsy eken’ny eo anivon’ny Ceni ny famoahan’ny kandidà sasany ny voka-pifidianana. Voararan’ny lalàna izany sady ametrahan’izy ireo ahiahy. « Mitaky amin’ireo kandidà izahay tsy hamoaka voka-pifidianana any aminy. Ekena fa zony izany, saingy tokony hampiasainy amin’ny fampihatana ny voka-pifidianana izany fa tsy havoaka tahaka izao… Miteraka savorovoro amin’ny sain’ny vahoaka izany”, hoy ny filoha [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Fametrahana

 | 

fitoniana

 | 

hialana

 | 

savorovoro

 | 

mitaky

 | 

hamoahan

 | 

kandidà

 | 

pifidianana

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources