Wednesday 21 November 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 12 days ago

Biraom-pifidianana: « Tsy nisy sakana ny 98% »

Amin’ny ankapobeny, tsy nahitana sakantsakana ny 98% amin’ny biraom-pifidianana, araka ny tatitry ny Sampana anaraha-maso ny fifidianana, ivon’ny demokrasia ifarimbonana (Safidy), afakomaly. 44% amin’ny olom-pirenena no nifidy hatramin’ny 12 ora antoandro, ary 92% amin’ny biraom-pifidianana no nahitana delegen’ny kandidà. Efa nahazo ny fampitaovana ny 15% amin’ny biraom-pifidianana, nahitana tsy fahampian’izany teo am-panombohana. Amin’ny ankapobeny, nandeha [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Biraom

 | 

pifidianana

 | 

sakana

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources