Wednesday 23 January 2019
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 3 month ago

“Can 2019” – Barea: ireo mpilalao 22 narafitr’i Nicolas Dupuis

Raikitra izany ny lalao miverina eo amin’ny Barea an’i Madagasikra sy ny ekipan’ny Soudan, ny 18 novambra izao. Efa nisy ny lisitr’ireo mpilalao navoakan’ny eo anivon’ny FMF, omaly. Eny amin’ny kianjan’ny Cnaps Vontovorona ny hanatanterahana izany. Vitsy ny mpila ravinahitra handrafitra ny ekipam-pirenena malagasy amin’ity lalao hifandonana amin’ny Soudan ity. Araka ny safidy nataon’ny mpanazatra [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

2019”

 | 

Barea

 | 

mpilalao

 | 

narafitr

 | 

Nicolas

 | 

Dupuis

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources