Tuesday 13 November 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 5 days ago

“Slalom”: mitarika amin’ny filaharana ankapobeny i Tsiory

Manana isa ambony i Tsiory, hatreto, rehefa natao ny tambatr’isa tamin’ireo dingana dimy efa vita amin’ny fiadiana ny tompondaka nasionaly 2018 amin’ny “Slalom”. Nivoaka, omaly, ny filaharana ankapobeny ary hita soritra sahady ireo kalaza amin’izao andro iray mialoha ny dingana fahenina izao. Nisongadina hatrany i Tsiory ary saika azony avokoa ny amboara nandritra ny dingana [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

“Slalom”

 | 

mitarika

 | 

filaharana

 | 

ankapobeny

 | 

Tsiory

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources