Tuesday 18 December 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 29 days ago

Fanafihana tao Morondava: jiolahy sivy indray saron’ny zandary

Voasambotry ny zandary tao Morondava, ny asabotsy teo ireo jiolahy sivy niaraka tamin’ny basy PA vita gasy sy odigasy marobe izay voarohirohy ho tompon’antoka tamina fanafihana miharo vonoan’olona tao amin’ny distrikan’i Morondava, faritra Menabe. Araka ny fanazavan’ny zandary, raindahiny amin’ny fanafihana mitam-piadiana mahery vaika sy famonoana olona ry zalahy ireto. Voalaza fa tompon’antoka tamin’ny fahafatesan’ny [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Fanafihana

 | 

Morondava

 | 

jiolahy

 | 

indray

 | 

saron

 | 

zandary

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources