Wednesday 12 December 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 21 days ago

Mahajanga: saron’ny zandary ireo tambajotrana mpanendaka

Voasambotry ny zandary tao Tsararano Mahajanga, afakomaly, ireo tambajotrana mpanendaka miisa fito mianadahy. Raha ny fampitam-baovao avy amin’ny zandary, olona roa no niharan’ny asa ratsin’ireto jiolahy ireto, ny herinandro lasa teo. Mbola tompon’antoka nanindrona antsy raim-pianakaviana iray teo amin’ny tendany ao Mahajanga ihany ihany koa izy ireto. Avotra soa aman-tsara ihany ilay raim-pianakaviana rehefa nentina notsaboina [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Mahajanga

 | 

saron

 | 

zandary

 | 

tambajotrana

 | 

mpanendaka

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources