Tuesday 18 December 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 28 days ago

Ambatondrazaka: mangalatra zanak’omby ny dahalo

Ombivavy sy zanak’omby miisa efatra no indray nalain’ny dahalo tao Ambatomanga Ambatondrazaka, ny alahady alina lasa teo. Tazan’ireo olon-dratsy ny raim-pianakaviana iray avy nivoaka tao an-kabone ary noheverin’izy ireo hiantso vonjy ka norarafan’izy ireo ny tifitra. Vokany, voatifitra teo amin’ny feny ilay raim-pianakaviana. Tsy sahy nivoaka ny trano kosa ireo mponina eo an-tanàna naheno ny [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Ambatondrazaka

 | 

mangalatra

 | 

zanak

 | 

dahalo

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources