Tuesday 18 December 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 28 days ago

Analamaizina – Miandrivazo: taksiborosy notafihin’ny dahalo, Sinoa iray maty voatifitra

Sinoa iray maty tsy tra-drano. Io ny vokatry ny fanafihan-dahalo nitranga tao Analamaizina, distrikan’i Miandrivazo, omaly tamin’ny 2 ora sy 30 mn maraina. Taksiborosy hihazo an’i Morondava ny niharan’ny fanafihan-dahalo… Tao amin’ny toerana antsoina hoe Analamaizina, distrikan’i Miandrivazo, ny nitrangan’ilay fanafihan-dahalo namoizana ain’olona. Araka ny loharanom-baovao voaray, tratran’ny fanafihan-dahalo ny taksiborosy iray hihazo an’i Morondava. [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Analamaizina

 | 

Miandrivazo

 | 

taksiborosy

 | 

notafihin

 | 

dahalo

 | 

Sinoa

 | 

voatifitra

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources