Wednesday 19 December 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 28 days ago

Tsipy kanetibe: nanao ampamoaka i Dolys, mpanazatra ny ekipam-pirenena

Vaky tanteraka ny ady eo amin’ny federasiona malagasin’ny tsipy kanetibe (FMP) sy Randriamarohaja Dolys, mpanazatra ny ekipam-pirenena. Nanao ampamoaka, tamin’ny mpanao gazety, ity farany mikasika ny goragora eo anivon’ny FMP. Nahitsy ary tsy nitsitsitsitsy fitenena mihitsy Randriamarohaja Dolys, mpanazatra ny ekipam-pirenena malagasin’ny tsipy kanetibe, raha namboraka ny zava-tsy mety eo amin’ny fitantanana ny federasiona malagasin’ny [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Tsipy

 | 

kanetibe

 | 

nanao

 | 

ampamoaka

 | 

Dolys

 | 

mpanazatra

 | 

ekipam

 | 

pirenena

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources