Monday 10 December 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 3 days ago

Kempo – Taom-pilalaovana 2019: hanomboka rahampitso ny fiofanana

Voarafitra tamin’ny fiatombohan’ity herinandro ity ny fandaharam-potoanan’ny Kempo Madagasikara ho amin’ny taona 2019. Hosokafana amin’ny dingana voalohany, amin’ny fifampizarana sy fanomezana fiofanana ireo mpitarika mpanampy, rahampitso 8 desambra ho avy izao izany, raha ny tatitra nataon’ny filohan’ny komity mpitantana ny Kempo sy ny MMA (Mixed Martial Arts) eto Madagasikara. Hitohy any Ambositra, ny 21 sy [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Kempo

 | 

pilalaovana

 | 

hanomboka

 | 

rahampitso

 | 

fiofanana

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources