Thursday 13 December 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 6 days ago

Basikety – CCCOI: fandresena faharoa ho an’ny CosPN

Niditra tamin’ny andro faharoa amin’ny fiadiana ny amboaran’ny klioba tompondakan’ny ranomasimbe Indiana, taranja basikety, ny ekipa malagasy, omaly. Vokatra tsara hatrany no azo ary maivana ho an’ny Malagasy ny ekipan’ny Flippers avy any Maorisy. Isa mavesatra 94 no ho 40 no nandavoan’ny CosPN ity ekipa maorisianina ity. Tsy afa-bela ireto farany hatrany am-piandohana ka hatramin’ny [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Basikety

 | 

CCCOI

 | 

fandresena

 | 

faharoa

 | 

CosPN

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources