Monday 10 December 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 3 days ago

Lalao Kapisilinakà: niisa 230.000 ny nahazo loka

Nosarihina tamin’ity herinandro ity, ny loka farany, karakarain’ny orinasa Star sy ny Telma, ao anatin’ilay lalao « Kapisilinakà », mikiky ny sarona tavoahangin’ny zava-pisotro fresh. Niavaka tokoa ity lalao ity, satria nahazo loka avokoa izay nandray anjara rehetra, ary nahatratra 230.000 ny isan’izy ireo. Anisan’ny loka goavana, ny fiara Renault Kwid roa, moto scooter,  Peugeot Kisbee telo, [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Lalao

 | 

Kapisilinakà

 | 

niisa

 | 

nahazo

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources