Wednesday 19 December 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 12 days ago

Fandroahana mpiasa tsy ara-drariny: manome fe-potoana 72 ora ny sendikàn’ny Jirama

Tsy manaiky ny fanaparam-pahefana mandroaka mpiasa tsy ara-drariny intsony ny farimbon-tsendikàn’ny mpiasa. Handray fanapahan-kevitra hentitra izy ireo raha tsy misy ny fanovàna ataon’ny tompon’andraikitra eto amin’ny firenena. Tsy rariny intsony! Tsy manaiky lembenana amin’ny fandroahana mpiasa tafahoatra ataon’ny mpitantana ny Jirama ny farimbon-tsendikàn’ny mpiasa. Nambaran’ireo mpitondra tenin’izy ireo, omaly, fa tsy rariny ary tsy azo [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Fandroahana

 | 

mpiasa

 | 

drariny

 | 

manome

 | 

potoana

 | 

sendikàn

 | 

Jirama

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources