Thursday 13 December 2018
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 6 days ago

Tao amin’ny distrika 13: tafakatra 17 ireo matin’ny pesta

Taorian’ny fitiliana natao teny anivon’ny Laboratoire central peste (LCP), 52 ireo olona voamarina fa nahitana trangan’aretina pesta. Pesta atoditarimo ny 41 raha pesta aretin-tratra kosa ny 11ambiny. Amin’ireo olona iraika ambin’ny efapolo (41) voan’ny pesta atoditarimo, 34 efa manaraka fitsaboana eny anivon ny tobim-pahasalamana, namoy ny ainy kosa ny fito. Ho an’ny pesta aretin-tratra indray, iray no [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

distrika

 | 

tafakatra

 | 

matin

 | 

pesta

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources