Thursday 17 January 2019
Home      All news      Contact us      English
midi-madagasikara - 5 days ago

Fikambanana ZAFMIHASI : Aoka izay ny fanenjehana ny mpitondra voafidim-bahoaka

Manoloana ny zavatra niainan’ny Firenena nandritra izay fitondrana nifandimby tato anatin’ny folo na roapolo taona farany, ny fikambanana « ZAFMIHASI » (Zanaky ny Anarandrain’i Fandriana Mivondrona ho fampijoroana ny tena HASIn’ny firenena) izay eo ambany fitarihan’ny Filohamboninahitra Rasolomampionona Hasimpirenena dia miangavy ny vahoaka malagasy rehetra tsy an-kanavaka mba hankato sy hanaja izay mpitondra voafidim-bahoaka hitantana ny Firenena.

Related news

Latest News
Hashtags:   

Fikambanana

 | 

ZAFMIHASI

 | 

fanenjehana

 | 

mpitondra

 | 

voafidim

 | 

bahoaka

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources