Thursday 17 January 2019
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 5 days ago

Fianianana etsy Mahamasina sy Iavoloha: hanotrona ny filoha Rajoelina ny MEAE frantsay

Manao ranolava. Anisan’ireo niarahaba sy nirary soa ny filoha Rajoelina ny eo anivon’ny minisiteran’i Eoropa sy ny Raharaham-bahiny frantsay (MEAE), araka ny fanambarana, omaly. “Miarahaba amin’ny fomba manetriketrika ny filoha Rajoelina i Frantsa noho izy voafidy ho filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara. Maniry fahombiazana feno ho azy eo amin’ny fanantanterahany ny asany”, hoy ny fanambarana. Nankasitrahan’izy ireo [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Fianianana

 | 

Mahamasina

 | 

Iavoloha

 | 

hanotrona

 | 

filoha

 | 

Rajoelina

 | 

frantsay

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources