Thursday 17 January 2019
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 5 days ago

Ankazomanga: nanavotra olona, lehilahy iray matin’ny jiolahy

Nirefotra ny poa-basy teny Ankazomanga, omaly tamin’ny 11 ora sy 30 mn antoandro. Jiolahy miisa dimy nirongo basy mahery vaika no nanendaka olona nandeha fiara taxi tamin’io omaly antoandro io. Araka ny fanazavan’ireo olona nahita ny zava-nitranga teny an-toerana, somary nitohana ny fifamoivoizana ary narahin’ireo jiolahy avy aoriana ilay taxi nitondra ireo olona niharan’ny fanendahana [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Ankazomanga

 | 

nanavotra

 | 

olona

 | 

lehilahy

 | 

matin

 | 

jiolahy

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources