Thursday 17 January 2019
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 5 days ago

Kidnapping tany Betroka: olona telo voasambotry ny zandary

Nanao ny fandihadiana avy hatrany ny zandary taorian’ny nahavotsotra ilay rangahy mpiasan’ny ala tany Isoanala Betroka ka fantatra fa telo ny olona voasambotra. Ny roa amin’ireo, mipetraka any Beakanga, kaominina Isoanala ihany, ary ny iray, ao Isoanala Tanàna. Mbola nahitana vola 2 100 000 Ar tany amin’izy ireo niaraka tamin’ny entana vaovao. Notanana ireo nanaovana avy [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Kidnapping

 | 

Betroka

 | 

olona

 | 

voasambotry

 | 

zandary

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources