Thursday 17 January 2019
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 5 days ago

Antsirabe: navoakan’ny lehibeny ilay miaramila tratran’ny polisy nisoloky

Tratran’ny polisy amin’ny asa fisolokiana ny miaramila iray kanefa navoakan’ny lehibeny avy eo. Efa mpanao io asa ratsy io izy io, ary tratra am-bodiomby mihitsy. Miaramila iray manana grady adjidàsSefo indray no sarona tamina fisolokiana tamin’ny toeram-pifanakalozana vola amin’ny finday, tany Antsirabe. Rehefa tany amin’ny mpitandro filaminana anefa izy, fantatra fa fitoriana roa ny efa [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Antsirabe

 | 

navoakan

 | 

lehibeny

 | 

miaramila

 | 

tratran

 | 

polisy

 | 

nisoloky

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources