Thursday 17 January 2019
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 5 days ago

Fahasalamana: nahazo foibe Carmma ny fokontany Ambohidravaka

Nampanatonina ny mponina ny tolotra fahasalamana hampihenana ny taham-pahafatesan’ny reny sy ny zaza tafiditra amin’ny asa fanafainganana ny fampihenana ny zaza sy reny mamoy ny ainy aty Afrika (Carmma). Vita ny toeram-pandraisana ny fahasalaman’ny reny sy ny zaza ao amin’ny fokontany Ambohidravaka, ao amin’ny kaominina Mahazaza, distrikan’Ambohidratrimo, ary efa notokanana tamin’ny herinandro lasa teo. Vokatry [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Fahasalamana

 | 

nahazo

 | 

foibe

 | 

Carmma

 | 

fokontany

 | 

Ambohidravaka

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources