Thursday 17 January 2019
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 5 days ago

Filankevitry ny Tanànan’Antananarivo: “Avereno amin’ny kaominina ny Samva”

Heverina fa hihatsara ny fitantanana ny fako eto amin’ny Renivohitra aorian’izao fanapahan-kevitra izao. Indrindra ato anatin’ny vanim-potoana fahavaratra isika.    Nivory, nandritra ity herinandro ity, ny filankevitry ny Tanànan’Antananarivo nanapaka ny tetobola hiasana ho an’ny taona 2019. Nisongadina tamin’izany ny tokony hamerenana ny Samva ho eo ambany fitantanan’ny tanànan’Antananarivo. Raha ny zava-misy amin’izao fotoana izao, [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Filankevitry

 | 

Tanànan

 | 

Antananarivo

 | 

 “Avereno

 | 

kaominina

 | 

Samva”

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources