Thursday 17 January 2019
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 5 days ago

Rakotoarisoa Jean-Eric: « Aorian’ny fianianan’ny filoha ny famindram-pahefana »

Hiroso amin’ny fanaovana fianianana ny filohan’ny Repoblika vaovao. Aorian’izay vao hatao ny famindram-pahefana, araka ny fanazavan’ny filohan’ny HCC.   Aorian’ny fianianana no hatao ny famindram-pahefana. Ny filoha teo aloha ny Repoblika sy ny filoha vaovao ny Repoblika no manao ny famindram-pahefana. Rehefa vita ny fianianan’ny filoha vaovao ny Repoblika vao tena filohan’ny Repoblika izy. Io ny [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Rakotoarisoa

 | 

 Aorian

 | 

fianianan

 | 

filoha

 | 

famindram

 | 

pahefana 

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources