Thursday 17 January 2019
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 5 days ago

Mahamasina sy Iavoloha: voaasa amin’ny fiainian’ny filoha ireo mpitondra teo aloha

Maromaro ireo hasaina hiatrika ny fiainain’ny filoha Rajoelina ny asabotsy 19 janoary ho avy izao. Hotanterahina etsy amin’ny kianjaben’i Mahamasina sy eny amin’ny lapam-panjakana Iavoloha izany. Anisan’ireo voaasa amin’izany ireo filoha nifandimby nitondra: ny amiraly Ratsiraka sy Ravalomanana Marc ary indrindra, ny filoha farany teo, Rajaonarimampianina Hery, sady hamindra ny fahefana. Tahaka izany koa ireo avy [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Mahamasina

 | 

Iavoloha

 | 

voaasa

 | 

fiainian

 | 

filoha

 | 

mpitondra

 | 

aloha

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources