Thursday 17 January 2019
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 5 days ago

Herinaratra: azo atao ny tohodrano lehibe amin’Ikopa

Vahaolana maharitra hiatrehana ny delestazy eto amintsika ny fananganana tohodrano mamokatra herinaratra. Nilaza ny minisitry ny Angovo sy ny akoranafo, Rasoloelison Lantoniaina, omaly, fa manodidina ny 230 Mw ny filàna herinaratra eto Antananarivo ka mamatsy ny 50% azy ny avy amin’ny tohodrano, raha ampy tsara ny rano. Azon’ny fanjakana atao tsara ny manangana fotodrafitrasa goavana, [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Herinaratra

 | 

tohodrano

 | 

lehibe

 | 

Ikopa

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources