Thursday 17 January 2019
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 5 days ago

Fanaovana saribao: tsy maharaka intsony ny ala sisa tavela

Mihazakazaka ny fahapotehan’ny ala eto Madagasikara. Tsy maharaka ny filàna intsony ny tahiry sisa tavela noho ny fampiasana saribao sy kitay. Tsy ampy intsony ny hazo hanaovana saribao. Raha taloha izany, vitaina amin’ny karazan-kazo tsotra, efa trandrahina izao hatramin’ny hazo sarobidy sasany. Porofon’izany ny fahalafosan’io filàna amin’ny fahandroana sakafo io, indrindra fa amin’ny tanàn-dehibe. Eto [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Fanaovana

 | 

saribao

 | 

maharaka

 | 

intsony

 | 

tavela

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources