Thursday 17 January 2019
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 5 days ago

« Famakiam-boky ho an’ny rehetra »: irosoana ny dingana faharoa

Volana jolay ka hatramin’ny desambra 2018, tontosa ny dingana voalohany. Tratra ny tanjona. Nifanaiky ny mpiara-miombon’antoka rehetra fa hotohizana ny tetikasa « Famakiam-boky ho an’ny rehetra » Notontosaina, omaly teny amin’ny kaominina Itaosy, ny fifanaovan-tsonia eo amin’ireo rantsa-mangaika sy mpiara-miombon’antoka amin’ilay tetikasa « Famakiam-boky ho an’ny rehetra ». Hetsika nanamarika fa tafiditra ao anatin’ny dingana faharoa indray ity tetikasa [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

 Famakiam

 | 

rehetra 

 | 

irosoana

 | 

dingana

 | 

faharoa

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources