Thursday 17 January 2019
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 5 days ago

Kitra any Arabia Saodita: nahatafiditra baolina indray i Carolus

Nitohy, tamin’ity herinandro ity, ny fiadiana ny ho tompondakan’i Arabia Saodita, taranja baolina kitra, sokajy diviziona voalohany (D1). Anisan’ny nisongadina tamin’izany ilay Malagasy, Andriamahitsinoro Carolus, lohalaharana ao amin’ny klioba Al Adalah FC. Nahatafiditra baolina indray mantsy i Carolus, ny alarobia 9 janoary lasa teo, nandritra ny fihaonany tamin’ny Hajer Club. Nandresy tamin’ny isa tokana, 1 [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Kitra

 | 

Arabia

 | 

Saodita

 | 

nahatafiditra

 | 

baolina

 | 

indray

 | 

Carolus

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources