Thursday 17 January 2019
Home      All news      Contact us      English
newsmada - 5 days ago

Karate – Fifaninanam-pirenena: vita ny fanadinana, hanomboka ny fifaninanana

Araka ny fandaharam-potoan’ny federasiona malagasy ny taranja karate, amin’ny fiadiana ny tompondaka nasionaly, nifarana, omaly, ny fanadinana ho an’ny famindrana grady. Hanomboka anio kosa ny fifaninanana. Nofaranana tamin’ny fanadinana ny fampiofanana sy famindrana grady ireo mpanazatra sy mpitsara ary mpikatroka ny taranja karate, omaly. Nifanindran-dalana tamin’izany ihany koa ny fivoariambe sy ny fanatontosana ny fifidianana [ ]

Related news

Latest News
Hashtags:   

Karate

 | 

Fifaninanam

 | 

pirenena

 | 

fanadinana

 | 

hanomboka

 | 

fifaninanana

 | 
Most Popular (6 hours)

Most Popular (24 hours)

Most Popular (a week)

Sources